Communion de prière Dimanche Ivsuivant l’Epiphanie * 01-06 Février 2016

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Communion de prière Dimanche Ivsuivant l’Epiphanie * 01-06 Février 2016 “Dieu veille sur les siens” Introduction: L’amour de Dieu se manifeste particulièrement par le fait qu’Il veille sur les siens, ceux qui l’acceptent pour Seigneur et travaillent à son oeuvre (Jn.14:12a). Ils sont précieux à ses yeux en sorte qu’Il … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady IV manaraka ny Epifania 01-06 Febroary 2016

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady IV manaraka ny Epifania 01-06 Febroary 2016 “Andriamanitra miahy ny olony” Fitarihan-kevitra: Endriky ny fiiavan’Andriamanitra indrindra ny fiahiana ny olony, dia izay manaiky Azy ho Tompo sy manao ny asany (Jao.14:12a). Sarobidy Aminy izy ireo ka dia arovany indrindra, araka ny voasoratra hoe: ”fa izay mikasika anareo dia … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady III manaraka ny Epifania 25-30 Janoary 2016

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady III manaraka ny Epifania 25-30 Janoary 2016 “Ny Mesia mitondra fanasitranana” Fitarihan-kevitra: Mila fanasitranana ny zava-boarin’Andriamanitra tojo aretina sy fahafatesana vokatry ny fahotan’ny zanak’olombelona, dia ny nanekeny ny feon’ny devoly handika ny didin’Andriamanitra (Gen.3:1-6). Fa tamin’ny voalohany dia tsy nisy ny aretina araka voasoratra hoe: ”Hitan’Andriamanitra izay rehetra … [Read more…]

Communion de prière Dimanche II suivant l’Epiphanie – Janvier 18 .23.16

Communion de prière Dimanche II suivant l’Epiphanie – Janvier 18 .23.16 PERICOPE ET INTRODUCTION A LA THEMATIQUE DU JOUR “Le Messie Prophète de l’Eternel” Introduction générale: Dieu a établi et envoyé le Messie Prophète de l’Eternel pour apporter et proclamer le message de salut pour le monde, tel que consigné dans l’Evangile: “Car Dieu a … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady II manaraka ny Epifania 18-23 Janoary 2016

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady II manaraka ny Epifania 18-23 Janoary 2016 “Ny Mesia Mpaminany” Fitarihan-kevitra: Mpaminany lehibe no efa tonga eto amintsika. Alatsinainy 18: Ny Mesia Mpaminany maneho ny voninahitr’Andriamanitra. “Izany no nataon’i Jesosy tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana, ka nasehony ny voninahiny” Jao.2:11. Vakiteny 1: 1 Mpanj.18:36-40. Vakiteny 2: Jao.2:1-11. … [Read more…]

Communion de prière Dimanche suivant l’Epiphanie 11-16 Janvier 2016

Communion de prière Dimanche suivant l’Epiphanie 11-16 Janvier 2016 PERICOPE ET INTRODUCTION A LA THEMATIQUE DU JOUR “L’année de grâce de l’Eternel » Introduction générale: L’année de grâce de l’Eternel est l’année où Dieu délivre les siens, et fait briller pour eux le soleil d’une nouvelle vie où la gloire de Dieu sera exaltée parmi eux. … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady I manaraka ny Epifania 11-16 Janoary 2016

Fiombonam-bavaka Alahady I manaraka ny Epifania 11-16 Janoary 2016 PERIKOPA SY FITARIHAN-KEVITRA ISAN’ANDRO “Ny taona ankasitrahan’i Jehovah » Fitarihan-kevitra ankapobe: Ny Taona ankasitrahan’i Jehovah dia ny taom-panafahan’Andriamanitra ny olony ka hanaposahany ho azy anjara masoandrom-piainana vaovao izay hisandratan’ny voninahitr’Andriamanitra eo aminy. Izany no iraka nampanaovina ny Mesia, mba hahatanteraka eo amin’ny olon’Andriamanitra ny teny fikasany manao … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Epifania 04-09 Janoary 2016

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Epifania 04-09 Janoary 2016 PERIKOPA SY FITARIHAN-KEVITRA ISAN’ANDRO “Epifania, Andriamanitra miseho amin’ny olona » Fitarihan-kevitra ankapobe: Ilay Mesia ilay nambara sy notoriana fa ho avy no indro fa tonga tokoa sy miseho amin’ny olona! Tsy Andriamanitra mbola ho tadiavina intsony Izy fa Andriamanitra efa tonga amintsika, ary miseho ho antsika! … [Read more…]