Fiombonam-bavaka Alahady III alohan’ny Paska

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady III alohan’ny Paska Herinandro 07-12 Marsa 2016 “Andriamanitra miantoka ny amin’ny olony”   Fitarihan-kevitra: Andriamanitra miantoka ny amin’ny olony, dia izay nofidiny sy noraisiny ho an’ny tenany (1 Pet.2:9), ka manao fanekena aminy manao hoe: ”Ho Andriamaniny aho, ary izy ho oloko” Lev.26:12. Ary satria olona mpanota be … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady IV alohan’ny Paska

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady IV alohan’ny Paska Herinandro 29 Febroary – 05 Marsa 2016 “Andriamanitra miantra ny olony” Fitarihan-kevitra: Andriamanitra miantra ny olony ka tsy tia azy ho ory araka ny voasoratra hoe: ”Fa tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny olombelona” Fit.Jer.3:33. Koa satria tsy zavatra mora amin’ny mpianany ny fisarahan’i … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady V alohan’ny Paska

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady V alohan’ny Paska Herinandro 22-27 Febroary 2016 “Andriamanitra tia mamonjy ny mpanota” Fitarihan-kevitra: Andriamanitra tia mamonjy ny mpanota. Fa hoy Izy: ”Moa sitrako akory va ny fahafatesan’ny ratsy fanahy, hoy Jehovah Tompo, fa tsy ny hialany amin’ny alehany mba ho velona izy ?” Ezek.18:23. Hoy Jesosy tamin’ireo Fariseo … [Read more…]

Communion de prière Dimanche VI avant Pâque

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Communion de prière Dimanche VI avant Pâque Semaine 18-23 Février 2016 “Le croyant triomphe de la tentation” Introduction: Les temps présents sont des temps d’épreuve où le diable fait tout pour faire chuter même les croyants, si cela était possible (Mt.24:24),“sachant qu’il a peu de temps” Ap.12:12c. Néanmoins, triompher de … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady VI alohan’ny Paska

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady VI alohan’ny Paska Herinandro 18-23 Febroary 2016 “Ny mino mandresy ny fakam-panahy” Fitarihan-kevitra: Amin’ny andron’ny fizahan-toetra toy izao dia mandrovy tsihy ny devoly mba handavoana na ny mino aza, raha azo atao (Mat.24:24) “satria fantany fa kely sisa ny androny” Apok.12:12d. Mandresy ny fakam-panahy kosa no lova omen’Andriamanitra … [Read more…]