Ny teny fikasana momba an’i Madagasikara

D.Rabarihoela Bruno. I/ NY FOTOTRA IORENANA Manana fikasam-panavotana ho an’i Madagasikara ve Andriamanitra ary fanambarana momba izany? Eny. Izany no antony nanomezany teny fikasana ho azy. . Ny atao hoe « teny fikasana » dia tenin’Andriamanitra izay omeny mivantana sy manokana ho fanomezana toky ny amin’ny famonjena izay tiany ho tanterahina sy ny fahasoavana izay tiany omena … [Read more…]

Ny fitondrana sy ny fampiasana ny fahefana

Nosintonina avy amin’ny Boky « Ny asa faminaniana sy ny Fiainam-pirenena ary ny Fifohazam-panahy » nosoratan’i D.Rabarihoela Voalohany.   Satria mikasika ny asa faminaniana sy ny fiainam-pirenena no anton-dresaka, araka izay mety hanazavan’ny tenin’Andriamanitra azy sy araka izay hita tamin’ny alalan’ny Fifohazam-panahy teto Madagasikara, dia tsy ilaozan’izay ho tonga ao an-tsaina avy hatrany ny fanontaniana … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady XVI manaraka ny Trinite 21-26 Septambra 2015

« Andriamanitra no Tompo« Fitarihan-kevitra: Noho ny tsy fahalalana, dia mora amin’ny olona ny manao ho Andriamanitra izay tsy andriamanitra akory. Na ny zava-boary izany, izay tsy noharian’ny olona toy ny afo, rano, sns., na koa ny zavatra namboarin’ny tanan’olona toy ny sokitra (Eks.20:4), na koa izay ananan’ny olona, toy ny harena, sns (Lio.12:19). Fa Iray … [Read more…]