Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady VII mialoha ny Paska 24-29 Febroary 2020 « Andriamanitra mampahery ny olony »

Ny hafatra: ”Andriamanitra mampahery ny olony” dia Izy mampandresy azy amin’ny adiny. Endriky ny fiahian’Andriamanitra ny olony ny mampahery azy amin’ny adiny, ka tsy amelany azy ho menatra na hangaihay (1 Pet.2:6). Fa maro ny ady atrehany: ny fahasarotana ara-piainana sy ny fahasahiranana samihafa, ny faharatsiana sy ny tsy fahamarinana, ny ady amin’ny devoly sy … [Read more…]

« RAVIVEZ LE REVEIL ! »

L’idée de base : le Réveil est vivant, puissant et pérenne quand il se fonde, s’unit et reste attaché au fondement sur lequel Dieu l’a bâti. Aussi, « Portez les regards sur le rocher d’où vous avez été taillés, sur le creux de la fosse d’où vous avez été tirés » (Es.51:1b). Les points traités … [Read more…]

”VELOMY NY FIFOHAZANA !”

Ny foto-kevitra: Velona sy mahery ary maharitra ny Fifohazana rehefa miorina sy miray ary tsy miala amin’ny fototra nanorenan’Andriamanitra azy. Koa “Tsarovy ny vatolampy izay nakana anareo sy ny ati-lavaka izay nihadiana anareo” (Isa.51:1). Ny votoatin-kevitra: Raha ny tantara no zohina, ny fanorenana sy fanatanterahana ny asan’ny Fifohazana teto Madagasikara dia tamin’ny alalan’ireo Raiamandreny izay … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady VIII mialoha ny Paska 17-22 Febroary 2020 « Matokia izay lazain’ny tenin’Andriamanitra » *

Ny hafatra: Matokia izay lazain’ny tenin’Andriamanitra. Fa toky tsy mamitaka ny tenin’ Andriamanitra satria velona sy mahery izy (Heb.4 :12) ka mahatanteraka izay lazainy. Vavolombelona maro no nanamarina izany, ary ny voalohany sady lehibe indrindra amin’izany dia Andriamanitra mihitsy amin’ny alalan’ny Jesosy Kristy Zanany izay « Teny tonga nofo ka nonina tamintsika » Jao.1:14a. Miaraka … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady IX alohan’ny Paska 10-15 Febroary 2020 « Andriamanitra manorina ny fanjakany » *

Ny hafatra : Satria rava noho ny fahotan’ny razamben’ny taranaky ny olombelona ny fiadanana tao Edena, vokatry ny nandavany ny tenin’Andriamanitra (Gen.3:6), dia naniraka an’i Jesosy Kristy Zanany ny Ray mba hanao fanavotana ny mpanota sy fampihavanana azy Aminy indray, ary hanangana azy ho zanaka mandova ny fanjakany ho fiainana mandrakizay (Rom.8:17). Tonga tokoa Jesosy … [Read more…]

Madagassische Lutherische Kirche Lied & Evangelium am 4ten Sonntag nach Epiphanias, vom 03.-08. Februar 2020 „Gott offenbart sich und sorgt für sein Volk“ *

Die Botschaft: Gott sorgt für sein Volk, weil Er sie liebhat, und lässt sie nicht verloren gehen. Nämlich steht es geschrieben: „Denn also hat Gott die Welt geliebt, dass er seinen eingeborenen Sohn gab, damit alle, die an ihn glauben, nicht verloren werden, sondern das ewige Leben haben“ Joh 3,16. Darum ist Jesus Christus, der … [Read more…]

Malagasy Lutheran Church Song & Gospel Sunday 4th after Epiphany, February 03-08 2020 ” God reveals Himself, caring for his people” *

The message: God cares for his people because He loves them and does not let them perish. Indeed it is written, ”For God so loved the world that he gave his one and only Son, that whoever believes in him shall not perish but have eternal life” Joh 3:16. So Jesus Christ, the Son, really … [Read more…]

Église Luthérienne Malgache Chant & Evangile Dimanche IV suivant l’Epiphanie 03-08 février 2020 « Dieu se manifeste, et prend soin de son peuple » *

Le message : Dieu prend soin de son peuple car Il l’aime et ne peut pas l’abandonner à sa perte. En effet, il est écrit : « Car Dieu a tant aimé le monde qu’il a donné son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu’il ait la vie éternelle … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady IV manaraka ny Epifania 03-08 Febroary 2020 “Andriamanitra miseho, miahy ny olony” *

Ny hafatra: Andriamanitra miahy ny olony satria tia ka tsy mahafoy azy ho very. Fa voasoratra hoe: ”Toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao, nomeny ny Zanany Lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay” Jao.3:16. Koa dia tonga tetỳ an-tany tokoa Jesosy Kristy Zanaka mba hahatanteraka ny iraka lehibe … [Read more…]