Fiombonam-bavaka Alahady V manaraka ny Paska Herinandro 07- 12 Mey 2018

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY Fiombonam-bavaka Alahady V manaraka ny Paska Herinandro 07- 12 Mey 2018 “Andriamanitra tia famelan-keloka” * Fitarihan-kevitra: Andriamanitra tia famelan-keloka, ary tiany ny olony ho tia famelan-keloka tahaka Azy. Fa hantsana lehibe mampisaraka antsika amin’Andriamanitra ny heloka tsy voavela. Hoy ny tenin’ny Tompo: “Indro, ny tànan’i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny … [Read more…]

Gebetszelle am 4. Sonntag nach Ostern Die Woche vom 30. April bis zum 05. May 2018

MADAGASSISCHE LUTHERISCHE KIRCHE Gebetszelle am 4. Sonntag nach Ostern Die Woche vom 30. April bis zum 05. May 2018 « Gott tröstet sein Volk » * Einleitung: « Gott tröstet sein Volk »: dies bedeutet, Gottes Liebe für sein Volk ist so groß, dass Er es nicht verlassen will, sondern zeigt sich barmherzig. Daher sagte Er seinem Volk Israel, … [Read more…]

Communion de prière Dimanche IV après Paque Semaine du 30 Avril au 05 Mai 2018

EGLISE LUTHERIENNE MALAGASY Communion de prière Dimanche IV après Paque Semaine du 30 Avril au 05 Mai 2018 “ Dieu réconforte son peuple ” * Introduction : Dire que ”Dieu réconforte son peuple” révèle surtout la grandeur de son amour, lequel ne le permet pas de l’abandonner, mais d’avoir compassion de lui. Ainsi, pour consoler … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady IV manaraka ny Paska Herinandro 30 Avrily – 05 Mey 2018

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY Fiombonam-bavaka Alahady IV manaraka ny Paska Herinandro 30 Avrily – 05 Mey 2018 “Andriamanitra mampionona ny olony” * Fitarihan-kevitra : Ny hoe ”Andriamanitra mampionona ny olony” dia manambara indrindra ny halehiben’ny fitiavany, ka tsy hahafoizany azy, fa amindrany fo aminy. Fa hoy ny teniny tamin’ny Isiraely olony tra-pahakiviana fony izy natao sesin-tany … [Read more…]

Ny tenin’Andriamanitra sy ny fitondrana ny firenena.

Raha ny fihevitr’Andriamanitra sy ny fikasam-piahiany ny olona sy ny firenena izay nofidiny, dia ambarany araka ny teny fampiononana izay nampitondrainy an’i Jeremia mpaminany ho an’ny Isiraely izay niaritra fahoriana noho izy natao sesin-tany tany Asyria, izay manao hoe: “Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, … [Read more…]

Communion’s prayer, Sunday III after Easter Wee from 23rd to 28th April 2018

MALAGASY LUTHERAN CHURCH Communion’s prayer, Sunday III after Easter Wee from 23rd to 28th April 2018 “Christ, hope of the believers” * Introduction: Nowadays we are living a perplexing period, exhausting for many because of its wars, troubles, crisis and various trials. Yet the people of God who have their hope in Him can say: … [Read more…]

Gebetszelle am 3. Sonntag nach Ostern Die Woche vom 23. bis zum 28. April 2018

MADAGASSISCHE LUTHERISCHE KIRCHE Gebetszelle am 3. Sonntag nach Ostern Die Woche vom 23. bis zum 28. April 2018 « Christus, Hoffnung der Gläubigen » * Einleitung: Heute leben wir in einer verwirrenden Periode, die wegen seiner Kriegen, Unruhen, Schwierigkeiten und verschiedenen Herausforderungen von vielen als sehr anstrengend empfunden wird. Das Volk Gottes aber, die auf Ihn hofft, … [Read more…]

Communion de prière Dimanche III suivant Paque Semaine du 23 au 28 Avril 2018

EGLISE LUTHERIENNE MALAGASY Communion de prière Dimanche III suivant Paque Semaine du 23 au 28 Avril 2018 “Christ, espérance du croyant” * Introduction: Nos temps contemporains sont une période de détresse et de désolation pour plusieurs à cause des luttes, des soucis et des multiples épreuves. Le peuple de Dieu, quant à lui, peut s’exclamer … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady III manaraka ny Paska Herinandro 23-28 Avrily 2018

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY Fiombonam-bavaka Alahady III manaraka ny Paska Herinandro 23-28 Avrily 2018 “Kristy, fanantenan’ny mino” * Fitarihan-kevitra : Vanin’andro mahavery hevitra sy mahavalalanina ny maro ny ankehitriny noho ny ady, korontana, fahasahiranana sy fitsapan-toetra samihafa.  Ny olon’Andriamanitra izay manantena Azy kosa dia afaka miteny manao hoe: ”Fa manana izao rakitra izao amin’ny vilany tany … [Read more…]