NY HAFATRA SY NY LOVA NAPETRAK’I MAMA HO AN’NY ZANAKA SY NY TARANAKA

Teny mialoha . Iaraha-mahalala ary tsy iadian-kevitra fa tanteraka amin’ny andro ankehitriny ny tenin’ny Apostoly Paoly tamin’i Timoty zanany ara-panahy milaza “fa any am-parany any dia hisy andro mahory” 2 Tim.3 :1. “Fa ny Fanahy milaza marina fa amin’ny andro aoriana dia hihemotra amin’ny finoana ny sasany.. ” 1 Tim.4 :1. Izao tokoa no andro … [Read more…]

NY FIANTSOANA-FANIRAHAN’ANDRIAMANITRA NY MPIANDRY

NY FIANTSOANA-FANIRAHAN’ANDRIAMANITRA NY MPIANDRY D.RABARIHOELA BRUNO.   I/ Ny planin’Andriamanitra sy ny fiantsoany – “Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan’ny ratsy fanahy, fa ny hialan’ny ratsy fanahy amin’ny lalany, mba ho velona izy” Ezek.33:11. – “Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy … [Read more…]

« NY FIRAISAN’NY KRISTIANA ARAKA NY IAINAN’NY FIFOHAZANA TOBILEHIBE ANKARAMALAZA AZY »

ISAN’TAONAN’NY FIFOHAZANA FAHA-29 TOBY BETESDA AMBOHIBAO Alarobia 19 Novambra 2015 * LAHATENY-DINIDINIKA D.Rabarihoela Bruno « NY FIRAISAN’NY KRISTIANA ARAKA NY IAINAN’NY FIFOHAZANA TOBILEHIBE ANKARAMALAZA AZY » « NY FIRAISANA KRISTIANA ARAKA IZAY IAINAN’NY ZANAKY NY FIFOHAZANA TOBILEHIBE ANKARA-MALAZA AZY » Dia marihina fa tafiditra ao anatin’ny « Zanaky ny Fifohazana Tobilehibe Ankaramalaza » ny mpino kristiana rehetra izay manaraka ny Fampianarana … [Read more…]

Fananangana ny Sampana Fifohazana eto amin’ny Fiangonana Bethlehema Fanantenana METM Ankazomanga

Fananangana ny Sampana Fifohazana eto amin’ny Fiangonana Bethlehema Fanantenana METM Ankazomanga Teny Fanolorana ny perikopa: Romana toko faha-8:1-39. Mpanolotra: D.Bruno Rabarihoela. * Teny mialoha . Tamin’ny fotoan’andro, dia notendren’i Mama Volahavana Germaine Nenilava mba hisolotena azy sy hitondra ny hafatra avy amin’ny Tompo i Dadatoa Bruno Rabarihoela, mpanolotra izao Teny Fanolorana ny perikopa izao. . … [Read more…]