Fiombonam-bavaka Alahady faha-VII man.Trinite : Herinandro 11-16 Jolay 2016
FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady faha-VII man.Trinite Herinandro 11-16 Jolay 2016 “Andriamanitra miahy ny aina” * Fitarihan-kevitra: Andriamanitra miahy ny aina araka ny voasoratra hoe: ”Andriamanitra tsy an’ny maty, fa an’ny velona” Mat.22:32b. Koa dia ho amin’ny fiainana no itaomany antsika hitady azy, dia isika izay maty tao amin’ny fahotana ka tafasaraka taminy. … [Read more…]