Fiombonam-bavaka Alahady IV manaraka ny Paska Herinandro 25-30 Avrily 2016
TOBY 238 – FLM FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady IV manaraka ny Paska Herinandro 25-30 Avrily 2016 « Mankalazà an’Andriamanitra » Fitarihan-kevitra: Mankalazà an’Andriamanitra fa Izy no mendrika ny handray ny haja sy ny voninahitra ambonin’ny anarana hafa rehetra amin’izao zavatra ary rehetra izao. Fa ambony ny Anarany ary lehibe ny Asany, ka iarahan’ireo … [Read more…]