Fiombonam-bavaka Alahady II amin’ny Advento * 07-12 Desambra 2015
“Andriamanitra manangona ny olony “ Fitarihan-kevitra ankapobe: Ny fiavian’ny Mesian’Andriamanitra dia ny hanangonany ny olony. Hoy Jesosy izay tsy mahafoy ny ondriny: « Manana ondry hafa izay tsy amin’ity vala ity Aho; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka hihaino ny feoko; ary ho tonga andiany iray izy, sady iray ihany ny Mpiandry » Jao.10:16. … [Read more…]