Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady XIII manaraka ny Trinite 07-12 Septambra 2020 *
“Tandremo ny didin’Andriamanitra” Ny hafatra: Ny olon’Andriamanitra dia manaraka ny fitsipik’Andriamanitra ary mitandrina ny didiny, satria tsy vahiny izy, fa olon’ny fanjakan’ny lanitra no sady zanak’Andriamanitra. Koa ny zanaka dia manaja an’Andriamanitra Rainy ary matahotra (manoa) an’Andriamanitra Tompony (Mal.1:6), satria miray antoka Aminy izy, iray fanjakana Aminy, dia ”zanaka mandova an’Andriamanitra sady mpiray lova amin’i … [Read more…]