Emissions Radio

 

HAFATRA AMPITAINA
Ity Fandaharana ity dia zaraina  aminao havana izay manaraka ny Programa Fanabeazana iandraiketan’ny GESC  « Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny firenena ». Fa ny fananana fahendrena avy amin’Andriamanitra no fanalahidy voalohany hahatafavoahana amin’ny lalan-tsarotra diavina, ary midika fa tokony ho efa ampy izay ny « lalan-ditra » narahina. Entintsika am-bavaka.

D.Rabarihoela Bruno

Filohan’ny HIFI & GESC.

 

« Solika Fitaiza »

« AELEZO NY TENIN’ANDRIAMANITRA, FAHAZAVANA HO AN’IZAO  TONTOLO IZAO »
« Ny Tenin’Andriamanitra Solika Fitaiza » (12-15 mn)
Fandaharana azo arahina ao RADIO TENY FIAINANA 91.2 mgh : Talata/ Alakamisy/ Sabotsy @ 1 ora antoandro/ Alahady @ 6:10 ora hariva
Ny fandaharan’ny Radio Teny Fiainana dia azo henoina mivantana ao amin’ny www.vezivezy.com.

« Tsara ny midera ny Tompo »

« AELEZO NY FILAZANTSARA AMIN’NY HIRA »
Fandaharana : « Tsara ny midera ny Tompo » atolotry  « Hira sy Filazantsara ».
Mandeha ao amin’i Radio Teny Fiainana 91.2mgh, Alarobia 10.45 H, Zoma  20.35 H.
Ary koa amin’ny site web www.vezivezy.com.