Perikopa HiFi – GESC Hira & FilazantsaraAlahady II manaraka ny Epifania, 21-27 Janoary 2024 “Ny Irak’i Jehovah tonga eo amin’ny olona” *

Ny hafatra: “Ny Irak’i Jehovah tonga eo amin’ny olona”, dia ny Mesia Izay voahosotr’Andriamanitra. Ny fahatongavany eo amin’ny olona dia tena famangian’Andriamanitra Izay naniraka azy, satria nataony ho vavolombelon’ny Anarany Izy. Araka izany, dia Izy no solontenan’Andriamanitra Izay mitondra nyteniny ary miteny amin’ny Anarany. Teny fampihavanana no entiny, dia ny tenin’Andriamanitra izay tsy mahafoy ny … [Read more…]

Église Luthérienne Malagasy Chant & Évangile Dimanche XI après la Trinité 20-26 août 2023 « Le serviteur fidèle » *

Le message : Les temps actuels sont des temps de recul spirituel et d’épreuve (Ap.3:10) où Dieu recherche et requiert des serviteurs fidèles, en qui Il met Sa confiance et à qui Il confie Son oeuvre. Car ils sont les témoins de Dieu qui les a envoyés, reflétant Son caractère et Ses manières, des personnes … [Read more…]

Iglesia Luterana MalgacheCanto y Evangelio Domingo XI después de la Trinidad 20-26 de agosto de 2023«El siervo fiel»*

El mensaje: Los tiempos actuales son tiempos de recaída espiritual y de prueba (Apoc 3:10) en los que Dios busca y requiere siervos fieles en los que deposite Su confianza y confíe Su obra. Porque son testigos de Dios que los ha enviado, reflejo de su carácter y de sus caminos, personas con las quehace … [Read more…]

Fiangonana Loterana MalagasyHira & Filazantsara Alahady XI manaraka ny Trinite 20-26 Aogositra 2023 “Ny mpanompo mahatoky” *

Ny hafatra: Andron’ny fihemorana ara-panahy maha-olona sy fizahan-toetra ny andro ankehitriny (Apok.3:10) ka itadiavan’Andriamanitra sy itakiany mpanompo mahatoky, izay ametrahany ny fitokisany sy ny asany. Fa vavolombelon’Andriamanitra izay naniraka azy izy, ka itarafana ny toetra sy ny fombany, dia olona nataony hiray antoka feno Aminy, ary manao ny sitrapony sy mahavita ny asany araka ny … [Read more…]

Malagasy Lutheran ChurchSongs & Gospels Sunday XI following Trinity, August 20th-26th 2023“The Faithful servant” *

The message: The present times are times of spiritual retreat and trial (Rev 3:10) when God seeks and requires faithful servants, in whom He trusts and to whom He entrusts His work. For they are the witnesses of God who sent them, reflecting His character and His ways, people who are fully committed to Him … [Read more…]