ATSANGANO NY FIRENENA
Tsy misy fananganana raha tsy misy fanasitranana. Tsy afaka mitsangana ny firenena, tsy afaka mijoro, tsy afaka mandeha, raha tsy efa sitrana izy aloha. Fa maro ny aretiny, be ny ratrany, ary mbola mandindona azy ny aloky ny fahafatesana. Mazava ny baiko omen’ny Tompo: “Sitrano ny marary, Atsangano ny maty” Mat.10:8. Ilain’ny firenena ny … [Read more…]
