Fiombonam-bavaka Alahady II manaraka ny Paska Herinandro 01-06 Mey 2017

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady II manaraka ny Paska Herinandro 01-06 Mey 2017 “Andriamanitra miahy ny ondriny” * Fitarihan-kevitra: Andriamanitra miahy ny ondriny satria Izy tia azy. Ny hoe ”miahy” dia ny mitsinjo, miaro amin’ny loza sy ny fahavalo ary ny fahafatesana, ary indrindra ny mamelona, manome aina. Mazava ny fanambarana nataon’i Jesosy … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady Paska I & II Herinandro 17-22 Avrily 2017

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady Paska I & II Herinandro 17-22 Avrily 2017 “ Kristy nitsangana tamin’ny maty ” * Fitarihan-kevitra: ”Kristy nitsangana tamin’ny maty” dia fanehoana ny voninahitr’Andriamanitra indrindra, dia ny fahefan’Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra, na amin’ny fiainana na amin’ny fahafatesana. Izany no nampiloa-bava izay nahalala Azy, tahaka an’i Davida izay niteny … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady Sampan-drofia Herinandro 10-15 Avrily 2017 “Kristy Mpanjaka mitondra famonjena”

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady Sampan-drofia Herinandro 10-15 Avrily 2017 “Kristy Mpanjaka mitondra famonjena” * Fitarihan-kevitra: Mpanjaka tokoa Jesosy Kristy, anefa dia tonga naka ny endriky ny ”Zanak’ondry nanaiky ho vonoina” mba hahatanteraka famonjena ho an’izao tontolo izao. Koa dia tanteraka ny tenin’i Jaona mpanao batisa raha nanondro Azy manao hoe: ”Indro ny … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady II alohan’ny Paska Herinandro 03-08 Avrily 2017 “Andriamanitra manao fanekena”

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady II alohan’ny Paska Herinandro 03-08 Avrily 2017 “Andriamanitra manao fanekena” * Fitarihan-kevitra: Andriamanitra manao fanekena amin’ny olona mba hahatonga fitahiana ho azy sy ny taranany, ary amin’ny alalan’izany dia ho an’ny firenena rehetra maneran-tany koa. Ny olona fantany sy azony ametrahana ny fitokisany no anaovany fanekena, dia izay … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady III alohan’ny Paska Herinandro 27-01 Avrily 2017

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady III alohan’ny Paska Herinandro 27-01 Avrily 2017 “Ny fanekem-panavotana” * Fitarihan-kevitra: Ny hevi-dehibe kendren’ny hoe ”fanekem-panavotana” dia ny fampihavanana ny olona amin’Andriamanitra. Mila fatorana amin’ny fanekena izany, dia antoka izay anorenan’Andriamanitra ny fikasam-panavotana izay tiany hotanterahina. Tandrify izany indrindra ny teny fianianana izay nataon’i Jehovah Andriamanitra tamin’ny olona … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady IV alohan’ny Paska Herinandro 20-25 Marsa 2017 “Ny Tompo Mpamonjy Mahery”

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady IV alohan’ny Paska Herinandro 20-25 Marsa 2017 “Ny Tompo Mpamonjy Mahery” * Fitarihan-kevitra: Tompo Mpamonjy Mahery no nomen’ny Ray ho antsika, dia Jesosy Kristy Zanany. Hoy Davida manambara Azy : ”Izao no lazain’i Jehovah amin’ny Tompoko: Mipetraha eo an-tanako ankavanana ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao” Sal.110:1. Aro sy … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady VI alohan’ny Paska Herinandro 06 – 11 Marsa 2017

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady VI alohan’ny Paska Herinandro 06 – 11 Marsa 2017 “ Ny olon’Andriamanitra mandresy ny ota ” * Fitarihan-kevitra: Ny mino izay manana an’Andriamanitra ho Tompony sy Andriamaniny (Jao.20 :28) dia nataony ho mandresy ny ota, loharanom-pahafatesana. « Fa ny ota no fanindronan’ny fahafatesana » 1 Kor.15 :56. Ny … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady VII alohan’ny Paska Herinandro 27 Febroary – 04 Marsa 2017

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady VII alohan’ny Paska Herinandro 27 Febroary – 04 Marsa 2017 “Andriamanitra mampahery ny olony ” * Fitarihan-kevitra: Sarobidy sy tena ilaina ny hery amin’ny lafim-piainan’ny olona manontolo. Hery hiasana, hiadiana amin’ny ratsy, handresena fahalemena, hanoherana ny devoly fahavalo. Anefa koa hery hanaovana soa sy asa tsara, hitiavana ny … [Read more…]

Herinandro 20 – 25 Febroary 2017 “ Matokia ny tenin’Andriamanitra ”

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady VIII alohan’ny Paska Herinandro 20 – 25 Febroary 2017 “ Matokia ny tenin’Andriamanitra ” * Fitarihan-kevitra : Matokia ny tenin’Andriamanitra satria Mahatoky Izy ka mendrika ny hitokisana. Fa nomen’Andriamanitra tokim-pitahiana ny Isiraely olony fahizay satria very toky izy noho izy nolazoin’ny fahababoana fotoana naharitra tany Babylona. Fa fampahoriana … [Read more…]

Fiombonam-bavaka Alahady VI manaraka ny Epifania Herinandro 13 – 18 Febroary 2017

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady VI manaraka ny Epifania Herinandro 13 – 18 Febroary 2017 “ Ny mino miorina amin’ny finoana ” * Fitarihan-kevitra: Andro fizahana toetra ny finoana ankehitriny, ka mifanesy ny tafiotra hampisamboaravoara ny sambokelin’ny finoan’ny kristiana. Sahirana izay marivo salosana, mandray am-bovony fa tsy maka fototra, na koa miorina amin’izany. … [Read more…]