Fiombonam-bavaka Alahady V manaraka ny Epifania Herinandro 06 – 11 Febroary 2017
FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady V manaraka ny Epifania Herinandro 06 – 11 Febroary 2017 “ Ny mino matoky an’Andriamanitra ” * Fitarihan-kevitra: Toetra maha-mpino ny mino ny matoky an’Andriamanitra. Tsy ny “haben’ny finoana” anefa no voalohan-daharana amin’Andriamanitra, fa ny fahamarinany. Fa hoy ny Tompo: “Raha manana finoana na dia hoatra ny voan-tsinapy … [Read more…]