Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady XX manaraka ny Trinite 17-23 Oktobra 2021 “Manatòna an’Andriamanitra” *
Ny hafatra: Ny hoe: “Manatòna an’Andriamanitra” dia baiko sady fitaomana izay avantan’Andriamanitra amin’ny olona rehetra. Fa maro tokoa no variana amin’ny zavatry ny tany mandalo, ka mbola vahiny ny amin’Andriamanitra sy ny fanjakany, kanefa: “Mandalo izao tontolo izao sy ny filany, fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra no maharitra mandrakizay” 1 Jao.2:17. Antson’Andriamanitra miantefa indrindra koa … [Read more…]
