WebRadio Hira sy Filazantsara

Te-hihaino : Tsindrio ny « Play » azafady.

Fandaharana ao webradio Hi&Fi (Ora Madagasikara) 7j/7 24H/24

WEEK-END Hi&Fi : Asabotsy sy Alahady (Famerenana ny Fandaharana nandeha ny herinandro tao RTF)   

5H/14H/17H/23H  Solika Fitaiza : Miseho ny voninahitr’Andriamanitra
5H30/14H30/17H30/23H30 Parole de vie : L’apparition de la Gloire de Dieu, espérance du croyant
6H/15H/18H/00H  Tsara ny midera Tompo : Inty aho iraho
7H/16H/19h          Fampianarana Fifohazana : Ny fihainam-pifohazana

Isan’andro ny Alatsinainy hatramin’ny Zoma
(Famerenana ny fandaharana taloha)

5H/11H/17H/23H                : Solika Fitaiza
5H30/11H30/17H30/23H30 : Parole de vie
6H/12H/18H/12H                 : Tsara ny midera Tompo
7H/13H/19H                      : Fampianarana Fifohazana

Hira Hi&Fi Isan’andro : 7H30-8H30,13H30-14H30,20H-21H