Fiombonam-bavaka Alahady XI manaraka ny Trinite Herinandro 13-18 Aogositra 2018
FIANGONANA LOTERANA MALAGASY Fiombonam-bavaka Alahady XI manaraka ny Trinite Herinandro 13-18 Aogositra 2018 “Andriamanitra tia fahamarinana” * Fitarihan-kevitra : Andriamanitra tia fahamarinana ary tsy misy fitaka ao Aminy, eny, ”Andriamanitra tsy mandainga” Tit.1:2. Fa voasoratra hoe: ”Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak’olombelona ka hanenina; moa efa nilaza va Izy, ka tsy hefainy? na … [Read more…]