MANAOVA NY MARINA

  “Izay marina, aoka mbola hanao ny marina ihany izy” Apok.22:11. Sasin-teny: noho ny tsy fahalalana, dia heverin’ny olona sasany ho fahadalana ny manao ny marina. Ny andinin-tSoratra Masina voatondro kosa dia mamporisika antsika hanao ny marina. / Inona no marina? Dia izay tsy misy lainga na fitaka na hafetsena, izay tsy tia kolikoly na … [Read more…]

Ny tenin’Andriamanitra sy ny fitondrana ny firenena.

Raha ny fihevitr’Andriamanitra sy ny fikasam-piahiany ny olona sy ny firenena izay nofidiny, dia ambarany araka ny teny fampiononana izay nampitondrainy an’i Jeremia mpaminany ho an’ny Isiraely izay niaritra fahoriana noho izy natao sesin-tany tany Asyria, izay manao hoe: “Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, … [Read more…]

Ny mino, olom-pirenena manana adidy

Ny hevi-dehibe iaingantsika dia ny hoe: “ny mino, olom-pirenena manana adidy” dia mivoy ao anatin’ny fanjakana sy ny firenena izay misy azy. Ny fanjakana sy ny firenena izay entiny rahateo dia voafaritry ny lalàna sy ny fitsipika izay mifehy azy. Koa satria ny Soratra Masina no foto-piorenan’ny zavatra rehetra, ary ao anatin’izany indrindra ny fanjakana … [Read more…]