Église Luthérienne Malagasy
Chant & Évangile
Dimanche IV suivant la Trinité 10-16 Juillet 2022
« L’agrément de Dieu »
*

Introduction: C’est une chose de grande importance pour les hommes que de recevoir « l’agrément de Dieu ». Cela signifie qu’Il les justifie et récompense les bonnes oeuvres qu’ils ont accomplies, à l’instar du maître qui disait à ses serviteurs : « C’est bien, bon et fidèle serviteur; tu as étéfidèle en peu de chose, … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy
Hira & Filazantsara
Alahady IV manaraka ny Trinite, 10 – 16 Jolay 2022
“Ny fankasitrahan’Andriamanitra”
*

Ny hafatra: Zava-dehibe amin’ny olombelona ny mahazo ny “fankasitrahan’Andriamanitra”. Ny hevitr’izany dia fanamarinana azy, famaliana soa ny asa tsara nataony, toy ny nitenenan’ity tompo ity ny mpanompony manao hoe: “Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin’ny kelyhianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midìra amin’ny fifalian’ny tomponao” Mat.25:21. Mifanjohy amin’izany ny fanambarana nataon’i … [Read more…]

Madagassische Lutherische Kirche
Lied & Evangelium
Am fünften Sonntag nach Dreifaltigkeit vom 22. bis 28. Mai 2022
„Betet fleißig“

Die Botschaft: „Betet fleißig“: dies bedeutet, „seid eifrig und achtet darauf, sich nicht in Faulheit oder Hoffnungslosigkeit zu verfangen, sondern bereitet euch darauf vor, zu beten“. Alle Gläubigen und Männer Gottes schöpften ihre Kraft, die Erneuerung ihres Geistes und die Führung des Heiligen Geistes aus dem Gebet, so dass sie ihr Werke erfüllen konnten, vor … [Read more…]

Malagasy Lutheran Church
Song & Gospel
Sunday V after Passover, 22-28 Mey 2022
« Pray earnestly »
*

Introduction: “Pray earnestly”: this means « be zealous and be careful not to be caught by laziness or hopelessness but be disposed to pray ». All the believers and men of God drew their strength, the renewal of their mind and the guidance of the Holy Spirit from prayers, so they could fulfill their work, especially the … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy
Hira & Filazantsara
Alahady V manaraka ny Paska, 22-28 May 2022
“Mahereza mivavaka”
*

Ny hafatra: Ny hoe “Mahereza mivavaka” dia midika hoe: “Mazotoa, ary mitandrema tsy ho tra-pahalainana na fahakiviana, fa misikìna ka mivavaha”. Ny vavaka no nanovozan’ny mino sy ny olon’Andriamanitra rehetra ny heriny, ny fanavaozana ny sainy, ny fitarihan’ny Fanahy Masina, ka nanatontosany ny asany, indrindra ny fanompoana napetraky ny Tompo taminy. Tanteraka indrindra izany teo … [Read more…]

Madagassische Lutherische Kirche
Lied & Evangelium
Am ersten Sonntag nach Ostern vom 24. bis 30. April 2022
„Der siegreiche Glaube“
*

Die Botschaft: Jesus Christus ist von den Toten auferstanden! Es ist die Zusicherung des ewigen Sieges für alle Gläubigen, der Sieg über die Sünde und Ungerechtigkeit, der Triumph über den Teufel und alle Werken der Finsternis. Somit wird das Wort Jesu: „Denn ich lebe, und ihr sollt auch leben“ Joh 14,19bedeuten: „Denn ich überwinde, und … [Read more…]

MALAGASY LUTHERAN CHURCH
Song & Gospel
Sunday I after Passover, 24 – 30 April, 2022
« The victorious faith »
*

The message: Jesus Christ is risen from the dead! It is an assurance of eternal victory for all believers, the victory over sin and injustice, the triumph over the devil and all the works of darkness. It is thus that Jesus’ word which says: « Because I live, you also will live » Jn 14:19 will mean … [Read more…]

EGLISE LUTHERIENNE MALAGASY
Chant & Evangile
Dimanche de Pâque 24 – 30 Avril 2022
« La foi victorieuse »
*

Le message : Jésus-Christ est ressuscité d’entre les morts ! C’est l’assurance de la victoire éternelle pour tous les croyants, victoire sur le péché et sur l’injustice, victoire sur le diable et sur toutes les œuvres des ténèbres. Ainsi, la parole de Jésus disant : « Car je vis, et vous vivrez aussi » (Jn.14:19) … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy
Hira & Filazantsara
Alahady I manaraka ny Paska, 24 – 30 Aprily 2022
“Ny finoana mandresy”
*

Ny hafatra: Jesosy Kristy nitsangana tamin’ny maty: Tokim-pandresena mandrakizay ho an’ny mino rehetra, dia ny fandresena ny ota sy ny tsy fahamarinana, ny fandresena ny devoly sy ny asan’ny maizina rehetra. Koa ny tenin’i Jesosy manao hoe: “Satria velona Aho, dia ho velona koa hianareo” Jao.14:19 dia midika hoe “Satria nandresy Aho, dia mandresy koa … [Read more…]