Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady VII alohan’ny Paska, 27 Febroary – 5 Martsa 2022 “Andriamanitra mamonjy ny olona” *
Ny hafatra: Ny dikan’ny hoe “Andriamanitra mamonjy ny olona” dia Izy manafaka ny olona amin’izay mety ho fahaterena sy famiravirana ny aina, dia izay mety mahatonga fahavoazana sy fahafatesana. Fomba maro samihafa no mety isehoan’izany: aretina, loza, fahasimbana, faharatrana, fahasahiranana ara-pivelomana, fampihorohoroana ataon’ny fahavalo sy ny tsy tia. Tsy voafetra ny fiantraikan’ny zava-manjo ny olona, … [Read more…]
