Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady II manaraka ny Epifania, 16 – 22 Janoary 2022 “Ny Mesia Mpaminanin’i Jehovah”*
Ny hafatra: Ny Mesia Mpaminanin’i Jehovah dia manondro indrindra an’i Jesosy Kristy Ilay Tenin’Andriamanitra tonga nofo, ka niseho tamintsika sy nonina tamintsika. Izy no notendren’Andriamanitra sy nirahiny mba hitondra sy hanambara ny hafatry ny famonjeny izao tontolo izao, dia araka ny fanambaran’ny Filazantsara manao hoe: “Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny … [Read more…]
