Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady XXIII manaraka ny Trinite 07-13 Novambra 2021 “Ny fanjakana ankasitrahan’Andriamanitra” *
Ny hafatra: Ny “fanjakana ankasitrahan’Andriamanitra” dia izay manatanteraka ny sitrapon’Andriamanitra, dia ny fampanjakana ny fahamarinana sy ny fihavanana hahasoa ny mpiara-belona, araka ny tenin’Andriamanitra manao hoe: “Indro, fa araka ny fahamarinana no hanjakan’ny mpanjaka, ary ny lehibe hanapaka araka ny rariny” Isa.32:1. Jesosy Kristy, Ilay Mpanjaka Mahatoky sy Marina, no ivon’izany fanjakana izany sy foto-piorenan’ny … [Read more…]
