Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady XVIII manaraka ny Trinite 03-09 Oktobra 2021 “Matahora an’Andriamanitra” *

Ny hafatra: Ny hoe “Matahora an’Andriamanitra” dia hafatra sady baiko omen’ny Tompo antsika hampahafantarany antsika ny fomba sy ny toe-panahy izay tokony hananantsika eo amin’ny fifandraisantsika Aminy. Fa “Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena” Oha.9:10a. Izany dia ny fanekena sy ny fanajàna Azy ho Tompo, ary ny fankatoavana ny Teniny ambonin’ny zavatra rehetra. Tompon’izao rehetra … [Read more…]

Madagassische Lutherische Kirche Lied & Evangelium Am siebzehnsten Sonntag nach Dreifaltigkeit vom 26. September – 2. Oktober 2021 „Gott befreit uns” *

(z.B. ein Herz, das keine Reue kennt, ein Herz, das ständig ängstlich und ungläubig ist), da ist das Verhalten des bösen Herzens (Hass und Neid auf den Nächsten, die Liebe, sich für Böses zu rächen), und da sind böse Gewohnheiten (lügen, stehlen, der Gier dienen – der Liebe zum Reichtum, der Liebe zum starken Alkohol … [Read more…]

Malagasy Lutheran Church Song & Gospel Sunday XVII after Trinity, 26th September – 2 October 2021 « God sets free » *

The message: Why the statement « God sets free? » Because there are many yokes that may bind us humans. It may be the imperfect spiritual life (for example: a unrepentant heart, a heart constantly anxious because of unbelief); it may be a wicked heart (hating and envying one’s neighbour, eager to retaliate); it may be bad … [Read more…]

Église Luthérienne Malagasy Chant & Évangile Dimanche XVII suivant la Trinité, 26 septembre – 2 octobre 2021 « Dieu nous délivre » *

Le message : Pourquoi l’énoncé « Dieu nous délivre ? » Parce que plusieurs jougs peuvent nous enchaîner en tant qu’êtres humains : une vie spirituelle entachée d’imperfections (par exemple, un coeur anxieux à cause de l’incrédulité, ignorant la repentance), ou un comportement de coeur peu avenant (hostile et envieux envers son prochain, aimant à … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady XVII manaraka ny Trinite, 26 Septambra – 02 Oktobra 2021 “Manafaka Andriamanitra” *

Ny hafatra: Nahoana no hoe “Manafaka Andriamanitra?”. Satria maro ny zioga mety mamatotra antsika olombelona. Ao ny fiainam-panahy tsy lavorary (ohatra: ny fo tsy mahalala mibebaka, ny mitebiteby lava tsy mety mino), ao ny toe-po ratsy (mankahala sy mialona ny namana, tia mamaly ratsy ny ratsy), ao ny fahazaran-dratsy (mandainga, mangalatra, manompo fieremana – fitiavana … [Read more…]

Madagassische Lutherische Kirche Lied & Evangelium Am echzehnten Sonntag nach Dreifaltigkeit vom 19.-25. September 2021 „Gott ist derjenige, der das Leben schenkt” *

Einleitung: „Gott gibt das Leben”: dies ist die Grundsätzliche Idee, die von Anfang an in dem Schöpfungswerk Gottes umfasst ist, wie es geschrieben steht : „Am Anfang schuf Gott Himmel und Erde. Und die Erde war wüst und leer, und es war finster auf der Tiefe; und der Geist Gottes schwebte auf dem Wasser. Und … [Read more…]

Malagasy Lutheran Church Song & Gospel Sunday XVI after Trinity, 19-25 September 2021 « It is God gives life » *

The message: « It is God who gives life » That is the primary idea contained in God’s act of creation work since the beginning, as it is written: « In the beginning God created the heavens and the earth. Now the earth was formless and empty, darkness was over the surface of the deep, and the Spirit … [Read more…]

Église Luthérienne Malagasy Chant & Évangile Dimanche XVI suivant la Trinité, 19-25 septembre 2021 « Dieu est Celui qui donne la vie » *

Le message : « Dieu est Celui qui donne la vie. » Telle est l’idée clé qu’englobe l’oeuvre créatrice de Dieu depuis le commencement, selon qu’il est écrit : « Au commencement, Dieu créa les cieux et la terre. La terre était informe et vide: il y avait des ténèbres à la surface de l’abîme, … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady XVI manaraka ny Trinite, 19-25 Septambra 2021 “Andriamanitra no manome fiainana” *

Ny hafatra: “Andriamanitra no manome fiainana”. Izany no foto-kevi-dehibe fonosin’ny asa fahariana izay ataon’Andriamanitra hatramin’ny voalohany, raha voasoratra hoe: “Tamin’ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary haizina no tambonin’ny lalina. Ary ny fanahin’Andriamanitra nanomba tambonin’ny rano. Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady XV manaraka ny Trinite, 12-18 Septambra 2021 “Miharia ny tena harena” *

Ny hafatra: Ny hoe “Miharia ny tena harena” dia manambara fa tsy tokana ny harena izay mety ho katsahintsika olombelona, ary hifikiran’ny fontsika. Fa marina indrindra ny tenin’i Jesosy Kristy Tompo manao hoe: “Fa izay itoeran’ny harenao, dia ho any koa ny fonao” Mat.6:21. Dia misafidy ny olona ny amin’ny harena izay katsahiny sy ifikiran’ny … [Read more…]