Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady XII manaraka ny Trinite, 22-28 Aogositra 2021 “Miposaka ny mazava” *
Ny hafatra: Vanim-potoana sarobidy indrindra no tondroin’ny hoe “Miposaka ny Mazava”. Fa tra-pihemorana ara-pinoana ny Isiraely fahizay ka ny mpisorona teo aminy aza dia hita fa tsy ampy fanajana no tsy nisy tahotra an’Andriamanitra (Mal.1:6), ary ny firenena jiosy dia nanome tsiny sy nimonomonona tamin’Andriamanitra ka nanao hoe: “Izay rehetra manao ratsy dia tsara eo … [Read more…]
