Malagasy Lutheran Church Song & Gospel Advent Sunday I: November 30, 2020 – December 6, 2020

« The promise is fulfilled » The fulfillment of the promise reveals first and foremost the divinity of God–His being faithful, not changing nor denying the words He has said. The angel Gabriel witnessed about this when he came to tell to Mary the purpose of God: “For no word from God will ever fail” Lk 1:37. … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady I amin’ny Advento 30 novambra 2020 – 06 desambra 2020 *

“Tanteraka ny Teny Fikasana ” Ny fahatanterahan’ny Teny Fikasana dia maneho indrindra ny maha-Andriamanitra an’Andriamanitra, dia Izy Mahatoky, tsy miova na mivadika amin’ny izay lazainy. Koa dia hoy indrindra ny teny vavolombelona nataon’ny anjely Gabriela raha avy nanambara ny fikasan’Andriamanitra tamin’i Maria izy manao hoe: ”Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny teny rehetra ataon’Andriamanitra” … [Read more…]

Madagassische lutherische Kirche Lied & Evangelium Am vierundzwanzigster Sonntag nach der Dreifaltigkeit 23.-28. November 2020

„Gott der Tröster seines Volkes“ Es ist üblich, zu sagen: „Das menschliche Prüfungen“, dass es nicht nur süß ist sondern auch bitter (cf Hiob 2,10). Ausnahmslos brauchen alle Menschen einen treuen „Tröster“, nämlich Gott. Was wird von Ihm erwartet? Dass er uns gebe die Kraft, die Nöte zu bewältigen, wieder aufzustehen nach der Niederlage, sowie … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Alahady XXIV manaraka ny Trinite 23-28 novambra 2020

“Andriamanitra Mpampionona ny olony ” Fomba fitenintsika ny hoe: ”ny fiainan’ny olombelona tsy ilaozam-pahoriana”; ary amin’izany dia ilain’ny olona tsy an-ankanavaka ny hisian’ny ”Mpampionona” azo antoka; dia Andriamanitra. Koa ny andrasana avy Aminy dia ny fanomezany hery mba hahazakana ny mafy sy hampitraka mba tsy hilofika; ary fomba mahomby hanasitrana ny ratra sy antoka mahatoky … [Read more…]

MADAGASSISCHE LUTHERISCHE KIRCHE Am dreiundzwanzigsten Sonntag nach der Dreifaltigkeit Woche vom 16.-21. November 2020

„Erbe das Reich Gottes“ Das Thema, das uns heute vorgestellt wird, ist eine liebevolle Anstiftung und Einladung, das Reich Gottes zu empfangen und zu ererben. In diesem Zusammenhang darf gesagt werden, dass es zwei Königreiche gibt, zwischen denen die Menschen wählen können. Das erste ist das Reich von Gott, sein Schöpfer und Herr, der die … [Read more…]

Eglise Luthérienne Malagasy Dimanche de communion XXIII suivant la Trinité Semaine 16-21 novembre 2020

« Héritez le Royaume de Dieu » Dieu nous donne ici une invitation pleine d’amour, qui est de recevoir et d’hériter Son royaume. Nous pouvons dire que nous avons le choix entre deux royaumes : l’un est le royaume de Dieu, Qui est Le Créateur et Le Seigneur, et Qui établit les lois qui le régissent. Le … [Read more…]

FLM TOBY FANANTENANA 67 Ha Fiombonam-bavaka Alahady XXIII manaraka ny Trinite Herinandro 16-21 Novambra 2020 *

“Mandovà ny fanjakan’Andriamanitra” Fitaomana sy fanasana amim-pitiavana no atolotra antsika eto, dia ny handray sy handova ny fanjakan’Andriamanitra. Lazaina amin’izany fa misy fanjakana roa ahazoan’ny olona misafidy : Ny iray dia ny fanjakan’Andriamanitra izay Mpahary sy Tompony,  ka mametraka ny lalàna mifehy azy, dia ”tsy amin’ny fihinanana sy ny fisotroana, fa fahamarinana sy fiadanana ary … [Read more…]