ILAY FAMANTARANA TENY AMIN’NY LANITRA

1/ Ny zava-niseho Tamin’ny andro zoma 29 janoary 2021 lasa teo, dia nisy famantarana teny amin’ny lanitra, izay zava-baovao nahatolagaga ny maro, hita indrindra teto Antananarivo, 2/ Fitarihan-teny Satria hatramin’izay naharian’ny tany aman-danitra, dia tsy vitan’ny olona ny mibaiko ny toetry ny habakabaka sy ny zava-miseho eo aminy, hany ka dia tsy azo lavina fa … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady IV manaraka ny Epifania 01-06 Febroary 2021 “Andriamanitra miahy ny ain’ny olony”

Ny hoe ”Andriamanitra miahy ny ain’ny olona”, dia satria nataony hanana anjara manokana amin’ny zavatra rehetra nohariany izy. Fa ny fisian’izao zavatra ary rehetra izao dia tamin’ny alalan’ny teny hoe ”Misia” (Gen.1:3,6); fa ny olombelona kosa dia nataony hanana sata manokana ka nitenenany hoe : ”Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika; … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady III manaraka ny Epifania 25-30 Janoary 2021

“Andriamanitra miseho manadio ny olony” Ny Epifania, na fisehoan’Andriamanitra dia ho amin’ny fanadiovana ny olony mba tsy hahameloka azy, satria mpanota izy. Nataon’i Jesosy ho zava-dehibe ny fanadiovana ny mpianany, fa voalazan’ny Soratra Masina hoe: ”Ary raha mbola teo amin’ny fisakafoana hariva, …, dia nitsangana niala teo am-pihinanana Izy ka nametraka ny lambany ary naka … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady II manaraka ny Epifania – 18-23 Janoary 2021

“Ny Irak’i Jehovah tonga eo amin’ny olona” “Ny Irak’i Jehovah tonga eo amin’ny olona” dia ny Mesia izay voahosotr’Andriamanitra. Ny fahatongavany eo amin’ny olona dia tena famangian’Andriamanitra Izay naniraka azy, satria nataony ho vavolombelon’ny Anarany Izy. Araka izany, dia Izy no solontenan’Andriamanitra Izay mitondra ny teniny ary miteny amin’ny Anarany. Teny fampihavanana no entiny, dia … [Read more…]

Madagassische Lutherische Kirche Lied & Evangelium Am zweite Sonntag nach der Epiphanie – die Woche vom 18ten -23ten Januar 2021

„Der Gesandte des Herrn unter den Menschen” Der Gesandte des Herrn, der unter den Menschen kam, ist der Messias. Er ist der Gesalbte Gottes. Sein Kommen unter den Menschen ist ein wahrer Besuch Gottes, der Ihn gesandt hat, und der Ihn zum Zeuge seines Namens gemacht hat. Deshalb ist Er der Vertreter Gottes, der sein … [Read more…]

Malagasy Lutheran Church Song & Gospel First Sunday after Epiphany 11th-16th January 2021

“The Redemptor reveals Himself” The Redemptor is God’s revealing Himself through the Lord’s Anointed to bring redemption for the descendants of Israel, the nation chosen by God; yet also for all men and all the nations on the earth through them ( Gen 22:18). He refers above all to the Messiah or the Christ, even … [Read more…]

Madagassische Lutherische Kirche Lied & Evangelium Am ersten Sonntag nach Epiphanie vom 11.-16. Januar 2021

„Der Erlöser erscheint“ Der Erlöser ist Gott, der sich durch den Gesalbten des Herrn offenbart, um Erlösung zu bringen für die Nachkommen Israels, die von Gott ausgewählte Nation, aber auch durch sie für alle Menschen und alle Nationen auf der Erde ( 1 Mo 22,18). Vor allem weist Er nach dem Messias oder dem Christi … [Read more…]

Église Luthérienne Malagasy Chant et Évangile Dimanche suivant l’Épiphanie 11-16 janvier 2021

« Le Rédempteur Se manifeste » Le Rédempteur est Dieu Qui Se manifeste par l’intermédiaire de l’Oint de l’Éternel pour apporter la rédemption aux enfants d’Israël qui sont une nation élue de Dieu, mais par elle aussi vient le salut pour tous les êtres humains et toutes les nations de la terre (Gen.22:18). Il désigne … [Read more…]