Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady I manaraka ny Epifania 11-16 Janoary 2021 “Miseho ny Mpanavotra” *

Ny Mpanavotra dia Andriamanitra miseho amin’ny alalan’Ilay Voahosotr’i Jehovah hitondra fanavotana ho an’ny taranaky ny Isiraely izay firenena voafidin’Andriamanitra; anefa koa amin’ny alalany dia ho an’ny olona sy ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany (Gen.22:18). Manondro indrindra ny Mesia na Kristy Izy, dia Jesosy Zanak’Andriamanitra izay nasehon’ny Ray tamin’ny fotoana nanaovana batisa Azy, ka nanambarany … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Epifania 04-09 Janoary 2021

“ Epifania, Andriamanitra miseho ” Raha lazaina fa ny Epifania dia midika ho ny ”fisehoan’Andriamanitra amin’ny olona”, dia misy endrika telo isehoan’izany: 1/ Andriamanitra miseho, satria misy ny mangetahet a mitady Azy. Tanteraka amin’izany araka ny fampianarana nataon’i Jesosy tao an-tendrombohitra manao hoe: ”Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana” Mat.5:6. … [Read more…]

Malagasy Lutheran Church Song and Gospel Sunday following Christmas December 28th, 2020 – January 02nd, 2021

« The Messiah comes » The Messiah, The Almighty God’s Anointed, has come to bring salvation upon earth. Although His coming had been proclaimed since a very long time, it was fulfilled according to the angel Gabriel’s word to Mary the mother of Jesus: « For no word from God will ever fail » (Lk 1:37). Therefore, now is … [Read more…]

Église Luthérienne Malagasy Chant et Évangile Dimanche suivant Noël 28 décembre 2020 – 02 janvier 2021

« Le Messie vient » Le Messie, l’Oint de l’Éternel Dieu, vient apporter le salut au monde. Quoique sa venue eût été annoncée depuis bien longtemps, elle s’accomplit, selon les paroles de l’ange Gabriel à Marie, la mère de Jésus : « Car aucune parole de Dieu ne reste inaccomplie » (Lc.1:37). Et, voici, le … [Read more…]

Madagassische Lutherische Kirche Lied & Evangelium Am Sonntag nach Weihnacht vom 28.Dezember – 02. Januar 2020

„Der Messias kommt“ Der Messias, der Gesalbte des Allmächtigen Gottes, ist gekommen, um das Heil auf die Erde zu bringen. Auch wenn seine Ankunft seit langem verkündet wurde, erfüllte es sich, gemäß dem Wort des Engels Gabriels zu Maria, der Mutter Jesu: „Was Gott sagt, macht er wahr“ Lk 1,37. Nun ist es die Zeit … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady manaraka ny Noely 28 Desambra 2020 – 02 janoary 2021

“ Tonga ny Mesia ” Tonga ny Mesia, Ilay Voahosotr’i Jehovah Andriamanitra hitondra famonjena ho an’izao tontolo izao. Efa ela dia ela tokoa no nanambarana ny fiaviany, kanefa dia tanteraka izany araka ny tenin’ny anjely Gabriela tamin’ny Maria renin’i Jesosy manao hoe: ”Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny teny rehetra ataon’Andriamanitra” Lio.1:37. Koa dia … [Read more…]

Madagassische Lutherische Kirche Am vierten Adventssonntag Woche vom 21.-26. Dezember 2020

„Das Licht Gottes erscheint“ Das Licht Gottes, das erscheint, ist die Strahlung seiner Herrlichkeit. Dies ist es, was der Messias, der zu uns gekommen ist, bringt: ein großes Licht, das die ganze Erde bedecken und sogar den Meeresboden erreichen wird (Jes 11,9). Deshalb wird Er sicherlich denen erscheinen, die sich nach seinem Kommen sehnen, und … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady IV amin’ny Advento 21-26 Desambra 2020

“ Miposaka ny fahazavan’Andriamanitra” Ny fahazavan’Andriamanitra miposaka dia ny famirapiratan’ny voninahiny. Izany no entin’ny Mesia tonga amintsika, dia fahazavana lehibe izay hahenika ny tany rehetra ka hipaka hatrany amin’ny fanambanin’ny ranomasina aza (Isa.11:9). Koa izay miandrandra ny fiaviany dia hisehoany tokoa ka hitenenany hoe: ”Izaho no fahazavan’izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha … [Read more…]