Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady III mialoha ny Paska 08-13 Marsa 2021 “Andriamanitra manao fanekem-panavotana” *
Ny asam-panavotana nataon’Andriamanitra, dia ny fanamarinana ny mpanota amin’ny fanafahana azy amin’ny herin’ny ota sy ny fanamelohana noho ny ota, mba ho fanamarinana azy sy hahazoany mihavana indray amin’Andriamanitra Mpahary sy Mpamonjy azy. Fa hoy indrindra Jaona Apostoly manambara izany: ”Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak’Andriamanitra, dia izay mino ny … [Read more…]
