Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady VI manaraka ny Paska, 16-22 Mey 2021 “Andriamanitra Fitiavana manome fo vaovao” *
Fitarihan-kevitra: Andriamanitra manome fo vaovao izay tia Azy sady tiany rahateo, satria Fitiavana Izy. Teraka sy nobeazina tanatin’ny ota isika zanak’olombelona, ary tsy nahalala an’Andriamanitra, araka ny voasoratra hoe: “Ny fisainan’ny fon’ny olona dia ratsy hatramin’ny fahazazany” Gen.8:21b. Hoy Jesosy ny amin’ny fon’ny olona: “Fa avy ao anatin’ny olona dia avy ao am-pony, no ivoahan’ny … [Read more…]
