Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady I manaraka ny Paska 12-17 Avrily 2021 « Jesosy Velona, Toky ho an’ny mino » *
Ny hafatra: « Jesosy Velona, Toky ho an’ny mino »: Velona Jesosy, mandresy Izy ary manafaka ny mino Azy amin’ny ziogan’ny ota sy ny herin’ny fahafatesana. Izany indrindra no avoitran’ny Apostoly Paoly, raha nilaza izy fa Jesosy dia « natolotra noho ny fahadisoantsika ka natsangana indray ho fanamarinana antsika” Rom.4:25. Tsy Andriamanitra maty tsy akory ny Andriamanitry ny … [Read more…]
