NY BAIBOLY SY NY CORONAVIRUS FIZARANA III : NY FANDRESEN’I KRISTY
KRISTY MANDRESY NY ARETINA SY NY FAHAFATESANA « Ry fahafatesana ô, aiza ny fandresenao? Ry fahafatesana ô, aiza ny fanindronanao? » 1 Kor.15:55 I/ NY FOTO-KEVITRA : KRISTY MPANDRESY MANDRAKIZAY. Teny vavolombelon’i Mama Nenilava: “Hatramin’izay namohazan’i Jesosy ahy, dia tsy mbola nahita Azy resy aho“. Teny fototra: Hoy ny fanambaran’i Jesosy Kristy: « Efa nomena … [Read more…]
