Malagasy Lutheran Church Song & Gospel Sunday III after Easter, 21 – May 27, 2023 “God works renewal” *

The message: Our life as humans needs renewal because of the work of sin, which is “the sting of death” (1 Cor 15:56). To this purpose the Lord says, “I am making everything new!” Rev 21:5. For “darkness covers the earth and thick darkness is over the peoples” Isa 60:2, the death that covers all … [Read more…]

Lied und Evangelium Madagassische lutherische Kirche Am sechsten Sonntag nach Ostern vom 21. bis 27. Mai 2023 „Gott erneuert“

Die Botschaft: Wir müssen unser menschliches Leben erneuern wegen der Wirkung der Sünde, die „der Stachel des Todes“ ist (1. Kor 15,56). Dafür sagte der Herr: „Siehe, ich mache alles neu“ Offb 21,5a. Aber „Finsternis bedeckt das Erdreich und Dunkel die Völker“ Jes 60,2a, ist der Tod, der die ganze Welt bedeckt. Das Ergebnis ist … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady faha-VI manaraka ny Paska 21-27 Mey 2023 “Andriamanitra manavao” *

Ny hafatra: Mila fanavaozana ny fiainantsika zanak’olombelona noho ny fiasan’ny ota izay “fanindronan’ny fahafatesana” (1 Kor.15:56). Ho amin’izany dia hoy ny Tompo: “Indro, havaoziko ny zavatra rehetra” Apok.21:5. Fa “ny haizina manarona ny tany, ary ny haizim-pito manarona ny firenena ” Isa.60:2., dia ny fahafatesana manarona izao rehetra izao. Fa ny vokany dia fahasimbana sy … [Read more…]

Iglesia Luterana Malgache Canto y Evangelio Domingo V después de Pascua, 14-20 mayo 2023 «Dios Reconciliador» *

El mensaje: El nombre de «Dios Reconciliador» revela ante todo Su naturaleza de amor. En efecto, «Dios es amor», declaró el Apóstol Juan (1 Jn 4:16), y por eso ama la concordia y ama reconciliar a los hombres. El bien, lo bueno, la perfección son los frutos de la obra del amor de Dios. Así, … [Read more…]

Malagasy Lutheran Church Song & Gospel Fifth Sunday after Easter, 14th-20th May 2023″God Reconciler » *

The message: The appellation « God Reconciler » reveals in the first place His nature as love. Indeed, « God is love », declared the Apostle John (1 Jn 4:16), and as such He loves peace and loves reconciliating men. What is good, right and perfect is the fruit of the work of God’s love. Regarding the things He … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady faha-V manaraka ny Paska, 14-20 Mey 2023“Andriamanitra Mpampihavana” *

Ny hafatra: Ny “Andriamanitra Mpampihavana” dia maneho indrindra ny toetra maha-fitiavana Azy. Fa “Andriamanitra dia fitiavana”, hoy Jaona Apostoly (1 Jao.4:16), ary noho izany, dia tia fihavanana Izy, ary tia ny mampihavana ny olona. Soa sy fahatsarana ary fahatanterahana no vokatry ny asan’ny fitiavan’Andriamanitra. Raha mikasika ny zava-nohariany dia voasoratra hoe: “Ary hitan’Andriamanitra izay rehetra … [Read more…]

Madagassische Lutherische KircheLied & Evangelium Am fünften Sonntag nach Ostern vom 14.-20. Mai 2023„Gott Versöhner“ *

Die Botschaft: Die Bezeichnung „Gott Versöhner“ zeigt in allererster Linie Seine Eigenschaft als Liebe. Denn: „Gott ist Liebe“, erklärte der Apostel Johannes (1. Joh 4,16), deshalb liebt Er die Eintracht und liebt, die Menschen miteinander zu versöhnen. Was Richtiges, Gutes, und Vollkommenes ist die Frucht der Werke der Liebe Gottes. In Bezug auf die Dinge, … [Read more…]

Église Luthérienne Malagasy Chant & Évangile Dimanche V suivant Pâques, 14-20 mai 2023« Dieu Réconciliateur » *

Le message : L’appellation « Dieu Réconciliateur » révèle avant tout Sa nature comme amour. En effet, « Dieu est amour », déclarait l’apôtre Jean (1 Jn.4:16), et c’est pour cela qu’Il aime la concorde, qu’Il aime à réconcilier les hommes. Le bien, le bon, la perfection sont les fruits de l’oeuvre de l’amour de … [Read more…]

Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady faha-IV manaraka ny Paska, 07-13 Mey 2023“Miderà an’Andriamanitra”*

Fitarihan-kevitra: Ny “Midera an’Andriamanitra” dia ny manandratra avo ny Anarany sy ny manome voninahitra lehibe indrindra ho Azy. Fa avo noho ny anarana rehetra Izy, ary ny voninahiny mahenika ny tany sy ny lanitra ary ny lanitry ny lanitra (Deo.10:14). Antony samihafa no hiderana an’Andriamanitra, dia ny fahalehibiazany, ny asa sy famantarana vitany, ny fandreseny … [Read more…]

Église Luthérienne Malagasy Chant & Évangile Dimanche IV suivant Pâques, du 7 au 13 mai 2023« Louez Dieu » *

Le message : « Louer Dieu », c’est élever haut Son Nom et Lui rendre les plus grands honneurs. En effet, Il est au-dessus de tous les noms, et Sa gloire envahit la terre, les cieux, et les cieux des cieux (Deut.10:14). Différentes raisons motivent le fait de rendre gloire à Dieu, qui sont Sa … [Read more…]