Fiangonana Loterana Malagasy Hira & Filazantsara Alahady IV mialoha ny Paska 01-06 Marsa 2021 “Andriamanitra Mpamonjy ny olony” *
Ny tany dia tsy ilaozam-pahoriana, ary ny mpino dia mety hiharan’izany tokoa. Fa voasoratra hoe: ”Izao tontolo izao dia mipetraka eo amin’ilay ratsy avokoa” 1 Jao.5:19. Fa isaorana ny Tompo izay ”nanolotra ny tenany.. hanafaka antsika amin’izao miara-belona ratsy fanahy izao, dia amin’izao andro ratsy izao” (Gal.1:4). Fa tanteraka ankehitriny ny fanambarana nataon’i Paoly tamin’i … [Read more…]