FIANGONANA LOTERANA MALAGASY Hira sy Filazantsara Alahady XIV manaraka ny Trinite, 05 – 11 Septambra 2021 “Afaha amin’ny fanamarinan-tena” *
Fitarihan-kevitra: Tsy izay manamarin-tena no marina, fa izay hamarinina. Hoy Jesosy: “Raha Izaho no manambara ny tenako, dia tsy marina ny fanambarako” Jao.5:31. Tsy mahamarina ny olona ny fanamarinan-tena, fa mahameloka azy eo imason’Andriamanitra, ary sakana tsy hidirany ao amin’ny fanjakan’ny lanitra, izany hoe mahavery azy. Ny ilaina dia ny fanamarinan’Andriamanitra araka ny voasoratra hoe: … [Read more…]